<-
->

2Tt / 2Tan 6:12 And he stood before the altar of the Lord in the presence of all the congregation of Israel, and spread forth his hands: Ary Solomona nitsangana teo anoloan' ny alitaran' i Jehovah teo anatrehan' ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, ka namelatra ny tànany anatrehan' ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, ka namelatra ny tànany Dia nankeo anoloan' ny otelin' ny Tompo Salomona nanatrika ny fiangonan' Israely rehetra, sady namelatra ny tànany. Puis il se tint devant l' autel de Yahvé, en présence de toute l' assemblée d' Israël et il étendit les mains.