<-
->

2Tt / 2Tan 6:10 The Lord therefore hath performed his word that he hath spoken: for I am risen up in the room of David my father, and am set on the throne of Israel, as the Lord promised, and have built the house for the name of the Lord God of Israel. Ary Jehovah efa nahatanteraka ny teniny izay nolazainy, koa nitsangana handimby an' i Davida raiko aho ary mipetraka amin' ny seza fiandrianan' ny Isiraely tahaka ny efa nolazain' i Jehovah, sady efa nanao ny trano ho an' ny anaran' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, aho. Ary notanterahin' ny Tompo ny teny voalazany, fa nisandratra handimby an' i Davida raiko aho, sy mipetraka eo amin' ny seza fiandrianan' Israely, araka ny efa voalazan' ny Tompo, sady efa nanao ny tranon' ny Tompo Andriamanitr' Israely. Yahvé a réalisé la parole qu' il avait dite : j' ai succédé à mon père David et je me suis assis sur le trône d' Israël comme avait dit Yahvé, j' ai construit la maison pour le Nom de Yahvé, Dieu d' Israël,