<-
->

2Tt / 2Tan 5:6 Also king Solomon, and all the congregation of Israel that were assembled unto him before the ark, sacrificed sheep and oxen, which could not be told nor numbered for multitude. Ary Solomona mpanjaka sy ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, izay nivory teo aminy teo anoloan' ny fiara, dia samy namono zavatra hatao fanatitra, dia ondry aman' osy sy omby izay tsy tambo isaina sady tsy hita isa noho ny hamaroany. Salomona mpanjaka sy ny fiangonan' Israely rehetra izay nantsoiny ho eo aminy, dia samy teo anoloan' ny fiara avokoa. Namono ondry sy omby natao sorona izy ireo ary tsy azo isaina na tombanana fa maro loatra. Puis le roi Salomon et toute la communauté d' Israël, réunie près de lui devant l' arche, sacrifièrent moutons et boeufs en quantité innombrable et incalculable.