<-
->

2Tt / 2Tan 35:16 So all the service of the Lord was prepared the same day, to keep the passover, and to offer burnt offerings upon the altar of the Lord, according to the commandment of king Josiah. Ary dia vonona androtrizay avokoa ny hatao fanompoana an' i Jehovah amin' ny hitandremana ny Paska sy ny hanaterana ny fanatitra dorana eo ambonin' ny alitaran' i Jehovah araka ny tenin' i Josia mpanjaka. Izany no nandaharana ny fanompoana an' ny Tompo tamin' izany andro izany, hankalazana ny Paka sy hanolorana sorona dorana eo ambony otelin' ny Tompo, araka ny didin' i Josiasa mpanjaka. C' est ainsi que toute la liturgie de Yahvé fut, ce jour-là, organisée de manière à célébrer la Pâque et à offrir des holocaustes sur l' autel de Yahvé selon les prescriptions du roi Josias.