<-
->

2Tt / 2Tan 35:15 And the singers the sons of Asaph were in their place, according to the commandment of David, and Asaph, and Heman, and Jeduthun the king' s seer; and the porters waited at every gate; they might not depart from their service; for their brethren the Levites prepared for them. Ary ny mpihira, taranak' i Asafa, nitoetra teo amin' ny fitoerany, araka ny didin' i Davida sy Asafa sy Hemana ary Jedotona, mpahitan' ny mpanjaka, ary ny mpiandry varavarana dia teo amin' ny isam-bavahady; fa tsy afaka niala tamin' ny fanompoany ireo, ka ny Levita rahalahiny no nanamboatra ho azy. Ny mpihira, taranak' i Asafa, nitoetra teo amin' ny fitoerany, araka ny didin' i Davida sy Asafa, ary Hemana sy Iditona, mpahitan' ny mpanjaka; ny mpiandry varavarana kosa samy teo amin' ny isam-bavahady avy, fa tsy nanan-javatra hoherikerehina afa-tsy ny raharahany ihany, satria ny Levita rahalahiny efa nanamboatra ny Paka ho azy. Les chantres, fils d' Asaph, étaient à leur poste, selon les prescriptions de David; ni Asaph, ni Hémân, ni Yedutûn le voyant du roi, ni les portiers à chaque porte, n' eurent à quitter leur service, car leurs frères lévites leur préparèrent tout.