<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 30:1 | And |
Ary Hezekia naniraka tany amin' ny Isiraely sy ny Joda rehetra ka nanoratra taratasy ho amin' ny Efraima sy ny Manase koa mba hankanesany any an-tranon' i Jehovah any Jerosalema hitandrina ny Paska ho an' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely. | Nandefa iraka ho any amin' Israely rehetra sy Jodà Ezekiasa ary nanoratra taratasy ho any amin' i Efraima sy Manase koa, hankanesan' izy ireo ao an-tranon' ny Tompo ao Jerosalema, hanao ny Paka ho fankalazana an' ny Tompo Andriamanitr' Israely. |