<-
->

2Tt / 2Tan 3:3 Now these are the things wherein Solomon was instructed for the building of the house of God. The length by cubits after the first measure was threescore cubits, and the breadth twenty cubits. Ary toy izao no nanorenan' i Solomona ny tranon' Andriamanitra: Ny lavany, raha araka ny hakiho taloha, dia enim-polo hakiho, ary ny sakany roa-polo hakiho. Toy izao no fototra nanorenan' i Salomona ny tranon' Andriamanitra: Enimpolo hakiho, araka ny hakiho fandrefesana taloha ny lavany; ary roapolo hakiho ny sakany. Voici que l'édifice de la maison de Dieu, fondée par Salomon, eut une longueur de soixante coudées - coudée d' ancienne mesure - et une largeur de vingt.