<-
->

2Tt / 2Tan 23:3 And all the congregation made a covenant with the king in the house of God. And he said unto them, Behold, the king' s son shall reign, as the Lord hath said of the sons of David. Ary ny olona rehetra vory tao dia nanao fanekena tamin' ny mpanjaka tao an-tranon' Andriamanitra. Ary hoy Joiada taminy: Indro, ny zanaky ny mpanjaka no hanjaka araka ny efa nolazain' i Jehovah ny amin' ny taranak' i Davida. Nanao fanekena tamin' ny mpanjaka tao an-tranon' Andriamanitra avokoa ny fiangonana rehetra teo. Hoy Joiadà tamin' izy ireo: Indro hanjaka ny zanaky ny mpanjaka araka ny voalazan' ny Tompo, ny amin' ny taranak' i Davida. et toute cette Assemblée conclut un pacte avec le roi dans le Temple de Dieu. " Voici le fils du roi, leur dit Yehoyada. Qu' il règne, comme l' a déclaré Yahvé des fils de David!