<-
->

2Tt / 2Tan 20:19 And the Levites, of the children of the Kohathites, and of the children of the Korhites, stood up to praise the Lord God of Israel with a loud voice on high. Dia nitsangana ny Levita, taranaky ny Kehatita sy taranaky ny Koraita, mba hidera an' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, tamin' ny feo mahery indrindra. Ary ny Levita amin' ny taranak' i Kaata, amin' ny taranak' i Kore nitsangana, hankalaza an' ny Tompo Andriamanitr' Israely, tamin' ny feo mahery sy avo. Les lévites - des Qehatites et des Coréites - se mirent alors à louer Yahvé, Dieu d' Israël, à pleine voix.