<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 2:16 | And we will cut wood out of |
Ary Solomona nanisa ny lehilahy hafa firenena rehetra izay nonina tamin' ny tanin' ny Isiraely araka ny nanisan' i Davida rainy Lzy, ary ny isany dia enin-jato amby telo arivo amby dimy alina sy iray hetsy. | Ary nisain' i Salomona araka ny nanisan' i Davida rainy azy, ny lehilahy hafa firenena rehetra teo amin' ny tanin' Israely: dia nisy enin-jato sy telo arivo amby dimy alina sy iray hetsy ny isany. |