<-
->

2Tt / 2Tan 13:8 And now ye think to withstand the kingdom of the Lord in the hand of the sons of David; and ye be a great multitude, and there are with your golden calves, which Jeroboam made you for gods. Ary ankehitriny ianareo mikasa hanohitra ny fanjakan' i Jehovah, izay eo an-tànan' ny taranak' i Davida; ary ianareo dia maro be, sady misy ombilahy kely volamena ao aminareo, izay nataon' i Jeroboama ho andriamanitrareo. izay eo an-tànan' ny taranak' i Davida; ary ianareo dia maro be, sady misy ombilahy kely volamena ao aminareo, izay nataon' i Jeroboama ho andriamanitrareo. Ary hianareo ankehitriny mba matoky hahery eo anatrehan' ny fanjakan' ny Tompo izay eo an-tanan' ny taranak' i Davida; sady vahoaka maro be hianareo, ary miaraka aminareo ny zanak' omby volamena nataon' i Jeroboama ho andriamanitrareo. Or vous parlez maintenant de tenir tête à la royauté de Yahvé qu' exercent les fils de David, et vous voilà en foule immense, accompagnés des veaux d' or que vous a faits pour dieux Jéroboam!