<-
->

2Tt / 2Tan 13:22 And the rest of the acts of Abijah, and his ways, and his sayings, are written in the story of the prophet Iddo. Ary ny tantaran' i Abia sisa mbamin' ny nataony sy ny teniny dia efa voasoratra ao amin' ny bokin' Ido mpaminany. Ary Abia lasa nodi-mandry any amin' ny razany, dia nalevina tao an-tanànan' i Davida izy; ary Asa zanany no nanjaka nandimby azy. Ary tamin' ny andron' i Asa dia nandry folo taona ny tany. efa voasoratra ao amin' ny bokin' Ido mpaminany. Ary Abia lasa nodi-mandry any amin' ny razany, dia nalevina tao an-tanànan' i Davida izy; ary Asa zanany no nanjaka nandimby azy. Ary tamin' ny andron' i Asa dia nandry folo taona ny tany. Ny sisa tamin' ny asan' i Abià mbamin' ny nataony sy ny teniny, dia efa voasoratra ao amin' ny boky Fitadidian' i Adao mpaminany. Le reste de l' histoire d' Abiyya, sa conduite et ses actions sont écrits dans le Midrash du prophète Iddo.