<-
->

2Tt / 2Tan 12:9 So Shishak king of Egypt came up against Jerusalem, and took away the treasures of the house of the Lord, and the treasures of the king' s house; he took all: he carried away also the shields of gold which Solomon had made. Dia niakatra Sisaka, mpanjakan' i Egypta, hamely an' i Jerosalema ka namabo ny rakitry ny tranon' i Jehovah sy ny rakitry ny tranon' ny mpanjaka: samy nobaboiny avokoa izy rehetra; ary nobaboiny koa ny ampinga volamena izay nataon' i Solomona. Dia niakatra namely an' i Jerosalema Sesàka mpanjakan' i Ejipta, ka namabo ny rakitry ny tranon' ny Tompo sy ny rakitry ny tranon' ny mpanjaka, nataony mafafa. Nobaboiny ireo ampinga volamena nataon' i Salomona. Le roi d'Égypte Sheshonq marcha contre Jérusalem. Il se fit livrer les trésors du Temple de Yahvé et ceux du palais royal, absolument tout, jusqu' aux boucliers d' or qu' avait faits Salomon;