<-
->

2Tt / 2Tan 10:6 And king Rehoboam took counsel with the old men that had stood before Solomon his father while he yet lived, saying, What counsel give ye me to return answer to this people? Ary Rehoboama mpanjaka naka saina tamin' ny zoki-olona izay nitoetra teo anatrehan' i Solomona rainy fony fahavelony ka nanao hoe: Ahoana no hevitra omenareo havaly ny vahoaka? Roboama kosa nila hevitra tamin' ireo zokiolona nanotrona an' i Salomona rainy, fony fahavelony, fa nanao hoe: Inona no hevitra omenareo havaly ity vahoaka ity? Le roi Roboam prit conseil des anciens, qui avaient servi son père Salomon de son vivant, et demanda : " Que conseillez-vous de répondre à ce peuple ? "