<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 7:2 | And the sons of |
Ary ny zanakalahin' i Tola dia Ozy sy Refaia sy Jeriela sy Jamay sy Jibsama ary Samoela, samy lohan' ny fianakaviany avy, dia zanak' i Tola sady samy lehilahy mahery tamin' ny fokony avy ireo; enin-jato amby roa arivo sy roa alina no isany tamin' ny andron' i Davida. | Zanakalahin' i Tolà: Ozia, Rafaia, Jeriela, Jemaia, Jebsema, ary Samoela, samy lohan' ny fokom-pianakaviany izay avy amin' i Tolà, lehilahy mahery, voasoratra araka ny taranany tamin' ny andron' i Davida, enin-jato sy roa arivo sy roa alina no isany. | Fils de |