<-
->

1Tt / 1Tan 29:9 Then the people rejoiced, for that they offered willingly, because with perfect heart they offered willingly to the Lord: and David the king also rejoiced with great joy. Dia faly ny vahoaka noho ny fahazotoan' ireo, fa tamin' ny fony rehetra no nahazotoany nanatitra ho an' i Jehovah; ary Davida mpanjaka koa faly dia faly. Nahafaly ny vahoaka ny fanatiny an-tsitra-po, satria tamim-po mazava no nanaovany an' izany fanatitra izany ho an' ny Tompo. Davida mpanjaka koa faly dia faly tamin' izany. Le peuple se réjouit de ce qu' ils avaient fait, car c'était d' un coeur sans partage qu' ils avaient ainsi fait des offrandes volontaires pour Yahvé; le roi David lui-même en conçut une grande joie.