<-
->

1Tt / 1Tan 29:1 Furthermore David the king said unto all the congregation, Solomon my son, whom alone God hath chosen, is yet young and tender, and the work is great: for the palace is not for man, but for the Lord God. Ary hoy Davida mpanjaka tamin' ny fiangonana rehetra: Solomona zanako, ilay nofidin' Andriamanitra, dia mbola zaza sy tanora fanahy; nefa lehibe ny asa, fa tsy lapa ho an' olona, fa ho an' i Jehovah Andriamanitra. Ary hoy Davida mpanjaka tamin' ny fiangonana rehetra: Salomona zanako, ilay hany nofidin' Andriamanitra, dia mbola tanora sy osa, ary ny asa hatao dia lehibe, fa tsy lapa ho an' olombelona ity, fa ho an' ny Tompo Andriamanitra. Le roi David dit alors à toute l' assemblée : " Mon fils Salomon, celui qu' a choisi Dieu, est jeune et faible alors que l' oeuvre est grande, car ce palais n' est pas destiné à un homme mais à Yahvé Dieu.