<-
->

1Tt / 1Tan 28:19 All this, said David, the Lord made me understand in writing by his hand upon me, even all the works of this pattern. Izany asa rehetra araka ny sary izany, hoy Davida, no nampahafantarin' i Jehovah ahy tamin' ny soratra avy tamin' ny tànany, izay atý amiko. nampahafantarin' i Jehovah ahy tamin' ny soratra avy tamin' ny tànany, izay atý amiko. Izany rehetra izany, hoy Davida, ny asa rehetra amin' izany marika izany, dia nampahafantarin' ny Tompo ahy, tamin' ny soratra nosoratan' ny tànany, tonga atý amiko. l' ensemble selon ce que Yahvé avait écrit de sa main pour faire comprendre tout le travail dont il donnait le modèle.