<-
->

1Tt / 1Tan 25:1 Moreover David and the captains of the host separated to the service of the sons of Asaph, and of Heman, and of Jeduthun, who should prophesy with harps, with psalteries, and with cymbals: and the number of the workmen according to their service was: Ary ny taranak' i Asafa sy Hemana ary Jedotona dia natokan' i Davida sy ireo komandin' ny miaramila ho amin' ny fanompoana mba haminany amin' ny lokanga sy ny valiha ary ny kipantsona; ary izao no isan' ny mpanao araka ny fanompoany avy: Natokan' i Davida sy ireo komandin' ny tafika, hanaovana ny fanompoana, ny sasany amin' ny taranak' i Asafa sy Hemana ary Iditona izay naminany tamin' ny harpa aman-dokanga ary kipantsona. Izao no isan' ireo izay manana anjara raharaha amin' ny fanompoana. Pour le service, David et les officiers mirent à part les fils d' Asaph, de Hémân et de Yedutûn, les prophètes qui s' accompagnaient de lyres, de cithares et de cymbales, et l' on compta les hommes affectés à ce service.