<-
->

1Tt / 1Tan 22:9 Behold, a son shall be born to thee, who shall be a man of rest; and I will give him rest from all his enemies round about: for his name shall be Solomon, and I will give peace and quietness unto Israel in his days. Fa, indro, ianao hiteraka zazalahy, izay ho lehilahy miadana, ary hampiadaniko tsy hisy hahazo azy ny fahavalony rehetra manodidina; koa ny anarany dia hatao hoe Solomona; ary hampiadaniko sy hampandriko fahizay ny Isiraely amin' ny androny. Fa indro hisy zazalahy haterakao, izay ho lehilahy miadana, homeko fandriam-pahalemana, eo anatrehan' ny fahavalo manodidina azy, fa hatao hoe Salomona no anarany, ary homeko fandriam-pahalemana sy fiadanana Israely amin' ny androny. Voici qu' un fils t' est né; lui sera un homme de paix et je le mettrai en paix avec tous ses ennemis alentour, car Salomon sera son nom, et c' est en ses jours que je donnerai à Israël paix et tranquillité.