<-
->

1Tt / 1Tan 22:3 And David prepared iron in abundance for the nails for the doors of the gates, and for the joinings; and brass in abundance without weight; Ary Davida nahavonona vy betsaka hatao hombon' ny lela-vavahady sy ny fikambanany, ary varahina betsaka tsy hita lanja Novononin' i Davida koa izao: Vy betsaka hanaovam-pantsika ho an' ny lela-varavarana sy ny faraingo, ary varahina betsaka tsy hita lanja intsony, David d' autre part entreposa beaucoup de fer pour les clous des battants de porte et pour les crampons, ainsi que du bronze en quantité impossible à peser,