<-
->

1Tt / 1Tan 20:1 And it came to pass, that after the year was expired, at the time that kings go out to battle, Joab led forth the power of the army, and wasted the country of the children of Ammon, and came and besieged Rabbah. But David tarried at Jerusalem. And Joab smote Rabbah, and destroyed it. Ary rehefa niherina ny taona, ka mby amin' ny andro fandehanan' ny mpanjaka hiady, dia nitondra ny miaramila rehetra Joaba ka nandrava ny tanin' ny taranak' i Amona, dia tonga izy ka nanao fahirano an' i Raba; fa Davida kosa nijanona tany Jerosalema ihany. Ary Joaba nahafaka an' i Raba, ka dia nandrava azy. Tamin' ny fitsingerenan' ny taona, nony mby tamin' ny fotoana fiaingan' ny mpanjaka handeha hiady, dia nitarika tafika tsy anerany Joaba, ka nandrava ny tanin' ny taranak' i Amona, sy tonga nanao fahirano an' i Rabà; fa Davida kosa nijanona tao Jerosalema. Noresen' i Joaba Rabà, sady noravany. Au retour de l' année, au temps où les rois se mettent en campagne, Joab emmena les troupes et ravagea le pays des Ammonites. Puis il vint mettre le siège devant Rabba, tandis que David restait à Jérusalem. Joab abattit Rabba et la démantela.