<-
->

1Tt / 1Tan 2:3 The sons of Judah; Er, and Onan, and Shelah: which three were born unto him of the daughter of Shua the Canaanitess. And Er, the firstborn of Judah, was evil in the sight of the Lord; and he slew him. Ny zanakalahin' i Joda dia Era sy Onana ary Sela; ireo telo ireo no naterak' i Batsoa Kananita taminy. Ary ratsy fanahy teo imason' i Jehovah Era, lahimatoan' i Joda, dia nahafaty azy Jehovah. Zanak' i Jodà: Hera, Onàna, sy Selà: izy telo lahy ireo no naterak' ilay zanakavavin' i Soe, ilay vehivavy Kananeana, taminy. Hera lahimatoan' i Jodà dia ratsy fanahy teo imason' ny Tompo, ka nasiany ho faty. Fils de Juda : Er, Onân et Shéla. Tous trois lui naquirent de Bat-Shua, la Cananéenne. Er, premier-né de Juda, déplut à Yahvé; il le fit mourir.