<-
->

1Tt / 1Tan 19:6 And when the children of Ammon saw that they had made themselves odious to David, Hanun and the children of Ammon sent a thousand talents of silver to hire them chariots and horsemen out of Mesopotamia, and out of Syriamaachah, and out of Zobah. Ary nony hitan' ny taranak' i Amona fa efa nanao izay nampangidy hoditra azy tamin' i Davida izy, dia naniraka nampanatitra talenta volafotsy arivo hakaramany kalesy sy mpitaingin-tsoavaly any Mesopotamia sy Syriamaka ary Zoba Hanona sy ny taranak' i Amona. Fantatry ny taranak' i Amona, fa efa nanao izay nampangidy hoditra azy tamin' i Davida izy, dia nandefa talenta volafotsy arivo Hanona sy ny taranak' i Amona hanakaramany kalesy amam-pitaingin-tsoavaly tany amin' ny Siriana, any Mesopotamia, sy tany amin' ny Siriana any Maakà sy any Sobà. Les Ammonites virent bien qu' ils s'étaient rendus odieux à David; Hanûn et les Ammonites envoyèrent mille talents d' argent pour prendre à leur solde des Araméens de Mésopotamie, des Araméens de Maaka et des gens de Çoba, chars et charriers.