<-
->

1Tt / 1Tan 18:11 Them also king David dedicated unto the Lord, with the silver and the gold that he brought from all these nations; from Edom, and from Moab, and from the children of Ammon, and from the Philistines, and from Amalek. Dia nohamasinin' i Davida mpanjaka ho an' i Jehovah koa izany mbamin' ny volafotsy sy ny volamena nentiny avy tamin' ny firenena rehetra, dia tany Edoma sy Moaba sy ny taranak' i Amona sy ny Filistina ary ny Amalekita Natokan' i Davida mpanjaka ho an' ny Tompo izany, mbamin' ny volafotsy amam-bolamena, nalainy tamin' ny firenena rehetra, dia Edoma, Moaba, ny taranak' i Amona, ny Filistina, ary Amaleka. le roi David les consacra aussi à Yahvé, avec l' argent et l' or qu' il avait prélevés sur toutes les nations, Édom, Moab, Ammonites, Philistins, Amaleq.