<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 18:10 | He sent |
dia naniraka an' i Hadorama zanany hankany amin' i Davida mpanjaka izy hiarahaba sy hisaotra azy noho ny niadiany tamin' i Hadarezera sy ny nahareseny azy (fa Hadarezera dia fahavalon' i Toy), sady nampitondrainy fanaka volamena sy volafotsy ary varahina izay samy maro karazana izy. | dia naniraka an' i Adorama zanany, hankany amin' i Davida mpanjaka izy, hiarahaba sy hankalaza azy, noho ny niadiany tamin' i Adarezera sy nandreseny azy, satria niady tsy tapaka Taohò sy Adarezera, sady nampitondrainy fanaka volamena sy volafotsy ary varahina isan-karazany izy. | il dépêcha son fils |