<-
->

1Tt / 1Tan 18:1 Now after this it came to pass, that David smote the Philistines, and subdued them, and took Gath and her towns out of the hand of the Philistines. Ary nony afaka izany, dia nandresy ny Filistina Davida ka nampietry azy, ary Gata sy ny zana-bohiny dia nesoriny tamin' ny tanan' ny Filistina. Tatý aorian' izany, nandresy ny Filistina Davida, ka nampietry azy, ary nalainy teo an-tanan' ny Filistina Geta mbamin' ny tanàna momba azy. Il advint après cela que David battit les Philistins et les abaissa. Il prit des mains des Philistins Gat et ses dépendances.