<-
->

1Tt / 1Tan 17:2 Then Nathan said unto David, Do all that is in thine heart; for God is with thee. Ary hoy Natana tamin' i Davida: Ataovy izay rehetra ao am-ponao, fa Andriamanitra no momba anao. Ary hoy Natàna namaly an' i Davida: Ataovy izay ao am-ponao, fa momba anao Andriamanitra. Natân répondit à David : " Tout ce qui te tient à coeur, fais-le, car Dieu est avec toi. "