<-
->

1Tt / 1Tan 16:37 So he left there before the ark of the covenant of the Lord Asaph and his brethren, to minister before the ark continually, as every day' s work required: Ary Asafa sy ny rahalahiny dia navelan' i Davida teo anoloan' ny fiaran' ny faneken' Jehovah hanao fanompoam-pivavahana ao mandrakariva araka ny raharaha tokony hatao isan' andro, Dia navelan' i Davida teo anoloan' ny fiaran' ny faneken' ny Tompo Asafa mbamin' ireo rahalahiny, mba hanao tsy tapaka ny fanompoana eo anoloan' ny fiara, araka ny anjara raharahany isan' andro. David laissa là, devant l' arche de l' alliance de Yahvé, Asaph et ses frères, pour assurer un service permanent devant l' arche suivant le rituel quotidien,