<-
->

1Tt / 1Tan 14:2 And David perceived that the Lord had confirmed him king over Israel, for his kingdom was lifted up on high, because of his people Israel. Dia fantatr' i Davida fa Jehovah efa nampitoetra azy ho mpanjakan' ny Isiraely, ka voasandratra ny fanjakany noho ny amin' ny Isiraely olony. Dia fantatr' i Davida, fa efa nampiorina azy ho mpanjaka amin' Israely Iaveh, satria voasandratra ny fanjakany, noho Israely vahoakany. Alors David sut que Yahvé l' avait confirmé comme roi d' Israël et que sa royauté était hautement exaltée à cause d' Israël son peuple.