<-
->

1Tt / 1Tan 14:14 Therefore David enquired again of God; and God said unto him, Go not up after them; turn away from them, and come upon them over against the mulberry trees. Dia nanontany tamin' Andriamanitra indray Davida ka novaliany hoe: Aza mandeha hanenjika azy; fa mivilia azy, dia mandehana, fa ho tonga eo aminy ianao eo amin' ny tandrifin' ny hazo balsama. Dia nanontany an' Andriamanitra Davida, ka hoy Andriamanitra taminy: Aza miakatra manaraka azy fa mivilia azy, ary hivarina aminy hianao avy eo amin' ny lafiny misy ny balsamie. David consulta de nouveau Dieu et Dieu lui répondit : " Ne les attaque pas. Va derrière eux, à quelque distance, tourne-les, et aborde-les vis-à-vis des micocouliers.