<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 14:1 | Now |
Ary Hirama, mpanjakan' i Tyro, naniraka olona tany amin' i Davida sady nampanatitra hazo sedera ary nandefa mpanao trano vato sy mpandrafitra hanao trano ho azy. | Ary Hirama mpanjakan' i Tira, nandefa iraka tany amin' i Davida nitondra hazo sedera sy tambato ary mpandrafitra, hanao trano ho azy. |