<-
->

1Tt / 1Tan 13:8 And David and all Israel played before God with all their might, and with singing, and with harps, and with psalteries, and with timbrels, and with cymbals, and with trumpets. Ary Davida sy ny Isiraely rehetra dia nitsinjaka fatratra teo anatrehan' Andriamanitra tamin' ny hira sy ny lokanga sy ny valiha sy ny ampongatapaka sy ny kipantsona ary ny trompetra. Davida sy Israely rehetra nandihy araka izay tratra teo anatrehan' Andriamanitra; sady nihira niaraka tamin' ny harpa aman-dokanga sy amponga tapaka, sy kipantsona, aman' anjomara. David et tout Israël dansaient devant Dieu de toutes leurs forces en chantant au son des cithares, des harpes, des tambourins, des cymbales et des trompettes.