<-
->

1Tt / 1Tan 13:11 And David was displeased, because the Lord had made a breach upon Uzza: wherefore that place is called Perezuzza to this day. Ary dia tezitra Davida noho ny namelezan' i Jehovah an' i Oza, ka dia nataony hoe Perez-oza no anaran' izany tany izany mandraka androany. Nahatezitra an' i Davida ny nikapohan' ny Tompo an' i Ozà toy izany, ary io toerana io dia nantsoina mandrak' androany hoe Ferets-Ozà. David fut fâché de ce que Yahvé eût foncé sur Uzza et il donna à ce lieu le nom de Péreç-Uzza, qu' il a gardé jusqu'à maintenant.