<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 11:15 | Now three of the thirty captains went down to the rock to |
Ary nisy telo lahy malaza tamin' ny telo-polo nidina nankeo amin' ny vatolampy ho any amin' i Davida tamin' ny zohin' i Adolama; ary ny miaramilan' ny Filistina nitoby tao amin' ny Lohasahan' ny Refaita. | Nisy telo lahy tamin' ireo kapiteny telopolo lahy nidina nankany amin' i Davida teo amin' ny vatolampy, tany an-johin' i Odolama, ary ny tobin' ny Filistina tamin' izay dia tafaorina tao amin' ny lohasahan' i Refaima. | Trois d' entre les |