<-
->

1Tt / 1Tan 11:10 These also are the chief of the mighty men whom David had, who strengthened themselves with him in his kingdom, and with all Israel, to make him king, according to the word of the Lord concerning Israel. Ary izao no lohan' ny lehilahy maherin' i Davida izay nifikitra mafy taminy tamin' ny fanjakany, mbamin' ny Isiraely rehetra hampanjaka azy araka ny tenin' i Jehovah ny amin' ny Isiraely. Ireto no lehiben' ny lehilahy mahery izay tao amin' i Davida, ka nanampy azy niaraka tamin' Israely rehetra nandritra ny andro nanjakany, sady efa nampanjaka azy izy araka ny tenin' ny Tompo ny amin' Israely. Voici les chefs des preux de David, ceux qui devinrent puissants avec lui sous son règne et qui, avec tout Israël, l' avaient fait roi selon la parole de Yahvé sur Israël.