<-
->

2Mp 8:24 And Joram slept with his fathers, and was buried with his fathers in the city of David: and Ahaziah his son reigned in his stead. Ary Jehorama lasa nodimandry any amin' ny razany, dia nalevina tao amin' ny razany tao an-tanànan' i Davida; ary Ahazia zanany no nanjaka nandimby azy. Ary nodimandry any amin' ny razany Jorama, ka nalevina tao amin' ny razany, ao an-tanànan' i Davida; dia Okoziasa zanany no nanjaka nandimby azy. Joram se coucha avec ses pères et on l' enterra avec ses pères dans la Cité de David. Son fils Ochozias régna à sa place.