<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 23:22 | Surely there was not holden such a passover from the days of the judges that judged |
Fa tsy nisy Paska notandremana toy izany hatramin' ny andron' ny mpitsara izay nitsara ny Isiraely, na tamin' ny andro rehetra nanjakan' ny mpanjakan' ny Isiraely sy ny mpanjakan' ny Joda; | Ary tsy mbola nisy nahatoraka an' izany, ny fankalazana ny fetin' ny Paka, hatramin' ny andron' ny Mpitsara nitsara an' Israely, na tamin' ny andro rehetra nanjakan' ny mpanjakan' Israely sy ny mpanjakan' i Jodà. | On n' avait pas célébré une |