<-
->

2Mp 23:21 And the king commanded all the people, saying, Keep the passover unto the Lord your God, as it is written in the book of this covenant. Ary ny mpanjaka nandidy ny vahoaka rehetra hoe: Tandremo ny Paskan' i Jehovah Andriamanitrareo, araka ny voasoratra ao amin' ny bokin' ity fanekena ity. Izao no didy nomen' ny mpanjaka ny vahoaka rehetra: Mankalazà ny Paka, ho fanajana an' ny Tompo Andriamanitrareo, araka ny voasoratra amin' ity bokin' ny fanekena ity. Le roi donna cet ordre à tout le peuple : "Célébrez une Pâque en l' honneur de Yahvé votre Dieu, de la manière qui est écrite dans ce livre de l' alliance."