<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 21:7 | And he set a graven image of the grove that he had made in the house, of which the |
Ary ny sarin' i Astarta izay nataony dia napetrany tao amin' ny trano nolazain' i Jehovah tamin' i Davida sy Solomona zanany hoe: Ato amin' ity trano ity sy eto Jerosalema, izay nofidiko tamin' ny firenen' Isiraely rehetra, no hasiako ny anarako mandrakizay. | Ny sampin' i Astarte nataony, napetrany tao amin' ny trano izay nolazain' ny Tompo tamin' i Davida sy Salomona zanany hoe: Ato amin' ity trano ity, sy eto Jerosalema izay nofidiko tamin' ny fokon' Israely rehetra, no hametrahako ny anarako mandrakizay. | Il plaça l' idole d' |