<-
->

2Mp 20:5 Turn again, and tell Hezekiah the captain of my people, Thus saith the Lord, the God of David thy father, I have heard thy prayer, I have seen thy tears: behold, I will heal thee: on the third day thou shalt go up unto the house of the Lord. Miverena, ka lazao amin' i Hezekia, mpanapaka ny oloko, hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitr' i Davida rainao: Efa nohenoiko ny fitarainanao, ary efa hitako ny ranomasonao; indro, hahasitrana anao Aho, ka raha afaka ampitso dia hiakatra ho ao an-tranon' i Jehovah ianao. Miverena hianao, ka lazao amin' i Ezekiasa mpanapaka ny vahoakako hoe: Izao no lazain' ny Tompo Andriamanitr' i Davida rainao: Reko ny vavakao, ary hitako ny ranomasonao, ka indro sitraniko hianao; ao anatin' ny hateloana dia hiakatra ao an-tranon' ny Tompo hianao, "Retourne dire à Ezéchias, chef de mon peuple : Ainsi parle Yahvé, Dieu de ton ancêtre David. J' ai entendu ta prière, j' ai vu tes larmes. Je vais te guérir : dans trois jours, tu monteras au Temple de Yahvé.