<-
->

2Mp 17:21 For he rent Israel from the house of David; and they made Jeroboam the son of Nebat king: and Jeroboam drave Israel from following the Lord, and made them sin a great sin. Fa nendahany niala tamin' ny taranak' i Davida ny Isiraely; ary ny olona nampanjaka an' i Jeroboama, zanak' i Nebata; ary Jeroboama dia nampiala ny Isiraely tsy hanaraka an' i Jehovah ka nampanota azy indrindra. Satria niendaka niala tamin' ny fianakavian' i Davida Israely, fa nanangana an' i Jeroboama zanak' i Nabata ho mpanjaka, ary Jeroboama nampiala an' Israely tamin' ny Tompo sy nampanao fahotana lehibe azy ireo. Il avait, en effet, détaché Israël de la maison de David, et Israël avait proclamé roi Jéroboam fils de Nebat; Jéroboam avait détourné Israël de Yahvé et l' avait entraîné dans un grand péché.