<-
->

2Mp 14:7 He slew of Edom in the valley of salt ten thousand, and took Selah by war, and called the name of it Joktheel unto this day. Izy no nahafaty ny Edomita iray alina tao amin' ny Lohasahan-tsira sady nahafaka an' i Sela tamin' ny ady ary nanao azy hoe Joktela, izay mbola anarany mandraka androany. Nandresy Edomita iray alina tao amin' ny lohasahan-tSira izy, ary nananika nahafaka an' i Sela dia nomeny anarana hoe Jektehela io mandrak' androany. C' est lui qui battit les Edomites dans la vallée du Sel, au nombre de 10.000 hommes, et qui prit de haute lutte la Roche, il lui donna le nom de Yoqtéel, qu' elle porte jusqu'à ce jour.