<-
->

1Mp 9:27 And Hiram sent in the navy his servants, shipmen that had knowledge of the sea, with the servants of Solomon. Ary Hirama nampandeha ny vahoakany tamin' ny sambo, dia matilô izay nahay ranomasina, hiaraka amin' ny vahoakan' i Solomona. Ary nalefan' i Hirama tamin' izany sambo izany ny mpanompony, izay matilo mahay ranomasina, hiaraka amin' ny mpanompon' i Salomona. Hiram envoya sur les vaisseaux ses serviteurs, des matelots qui connaissaient la mer, avec les serviteurs de Salomon.