<-
->

1Mp 9:26 And king Solomon made a navy of ships in Eziongeber, which is beside Eloth, on the shore of the Red sea, in the land of Edom. Ary Solomona mpanjaka nanao sambo tao Ezion-gebera, izay ao anilan' i Elota, ao amoron' ny Ranomasina Mena, amin' ny tany Edoma. Ary Salomona mpanjaka nanao sambo maro tao Asiongabera, akaikin' i Ailata amoron' ny ranomasina Mena, amin' ny tany Edoma. Le roi Salomon arma une flotte à Éçyôn-Gébèr, qui est près d'Élat, sur le bord de la mer Rouge, au pays d'Édom.