<-
->

1Mp 9:23 These were the chief of the officers that were over Solomon' s work, five hundred and fifty, which bare rule over the people that wrought in the work. Izao no isan' ny mpifehy ny olona voatendry izay nitandrina ny asan' i Solomona: dimam-polo amby dimam-jato lahy no mpifehy ny mpiasa. Dimampolo amby diman-jato lahy no lehiben' ny komadaoron' ny mpiasan' i Salomona. Voici les officiers des préfets qui dirigeaient les travaux de Salomon : cinq cent cinquante, qui commandaient au peuple occupé aux travaux.