<-
->

1Mp 9:16 For Pharaoh king of Egypt had gone up, and taken Gezer, and burnt it with fire, and slain the Canaanites that dwelt in the city, and given it for a present unto his daughter, Solomon' s wife. (fa Farao, mpanjakan' i Egypta, efa niakatra, dia nahafaka an' i Gazera ka nandoro azy tamin' ny afo; ary ny Kananita izay nitoetra tao an-tanàna dia novonoiny, ary ny tanàna dia nomeny ho haren-jazavavy ho an' ny zananivavy, vadin' i Solomona), Faraona mpanjakan' i Ejipta, dia efa niakatra ka nahafaka an' i Gazera, dia nodorany ny tanàna, novonoiny ny Kananeana nonina tao an-tanàna, dia nomeny ho haren-jazavavy izy, ho an' ilay zanany vadin' i Salomona. Pharaon, le roi d'Égypte, fit une expédition, prit Gézèr, l' incendia et massacra les Cananéens qui y habitaient, puis il donna la ville en cadeau de noces à sa fille, la femme de Salomon,