<-
->

1Mp 9:1 And it came to pass, when Solomon had finished the building of the house of the Lord, and the king' s house, and all Solomon' s desire which he was pleased to do, Ary rehefa vitan' i Solomona ny nanaovany ny tranon' i Jehovah sy ny lapan' ny mpanjaka araka izay rehetra efa niriny hatao, Nony vitan' i Salomona ny fanaovana ny tranon' ny Tompo sy ny tranon' ny mpanjaka mbamin' izay rehetra sitrak' i Salomona sy izay niriny, Après que Salomon eut achevé de construire le Temple de Yahvé, le palais royal et tout ce qu' il plut à Salomon de réaliser,