<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 8:25 | Therefore now, |
Koa tanteraho amin' i Davida raiko mpanomponao, Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely ô. ilay nolazainao taminy hoe: Tsy ho diso zanakalahy eo anatrehako ianao hipetraka amin' ny seza fiandrianan' ny Isiraely, raha ny zanakao mitandrina ny alehany handehanany eo anatrehako tahaka ny nandehananao teo anatrehako. | Koa ankehitriny, ry Iaveh Andriamanitr' Israely ô, noho ny fankasitrahanao an' i Davida raiko mpanomponao, dia tanteraho izay voalazanao taminy hoe: Tsy ho lany taranaka hipetraka eo amin' ny seza fiandrianan' Israely eo anatrehako, hianao, raha mitandrina ny lalàny ny zanakao, ka mandeha eo anatrehako, toy ny nandehananao teo anatrehako. | Et maintenant, |