<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 8:20 | And the |
Ary Jehovah efa nahatanteraka ny teniny izay nolazainy, koa nitsangana handimby an' i Davida raiko aho ary mipetraka eo amin' ny seza fiandrianan' ny Isiraely tahaka ny efa nolazain' i Jehovah, sady efa nanao ny trano ho an' ny anaran' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, aho. | Ary notanterahin' ny Tompo ny teny efa nolazainy, fa nisandratra handimby an' i Davida raiko aho, ary nipetraka eo amin' ny seza fiandrianan' Israely, araka ny efa voalazan' ny Tompo ary nanao ny trano ho an' ny anaran' ny Tompo Andriamanitr' Israely. |